Pastāsti draugiem par šo preci:
Soratsarotra Soamiely Andriamananjara
Soratsarotra
Soamiely Andriamananjara
Eritreritra sendra tsy tana sy tantara fohy vitsivitsy notsongaina sy nofantenina ho an'ny masonao. Amin'ny teny Malagasy daholo izany rehetra izany. Mikasika an'i Madagasikara sy ny Malagasy ary izao tontolo izao. Mety tsy hanaisotra tanteraka ny hetahetanao, fa mety hampirisika anao haka jinjany bebe kokoa ary hiroboka amin'ny lalindalina kokoa hatrany. Sotroy ary ka aza kofona ... Finareta mamaky an!
| Mediji | Grāmatas Paperback Book (Grāmata ar mīksto vāku un līmēto muguru) |
| Izlaists | 2015. gada 9. oktobris |
| ISBN13 | 9781329625365 |
| Izdevēji | Lulu.com |
| Lapas | 110 |
| Izmēri | 148 × 210 × 6 mm · 140 g |
| Valoda | Malagasy |